FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 5:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Fa aoka ny teninareo rehefa Eny dia Eny, rehefa Tsia dia Tsia,+ fa avy amin’ilay ratsy+ ny ankoatra izany.

  • 2 Korintianina 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nanao kitoatoa+ ve aho raha izany no fikasako? Ary izay kasaiko, araka ny nofo+ ve no ikasako izany mba hilazako hoe: “Eny e, Eny e”, dia avy eo hoe: “Tsia, Tsia”?+

  • 1 Timoty 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 mpijangajanga,+ lehilahy miray amin’ny lehilahy, mpaka olona an-keriny, mpandainga, mpivadika amin’ny fianianany,+ ary ny zavatra rehetra mifanohitra+ amin’ny fampianarana mahasoa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara