Salamo 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 I Jehovah no Mpiandry+ ahy.Tsy ho ory na inona na inona aho.+ Isaia 40:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny mpiandry ondry izy ka handrasany ny andian’ondriny.+ Ny sandriny no hanangonany ny zanak’ondry,+ ka hotrotroiny eo an-tratrany ireny.+ Ary hotarihiny amim-pitandremana ireo mampinono.+
11 Toy ny mpiandry ondry izy ka handrasany ny andian’ondriny.+ Ny sandriny no hanangonany ny zanak’ondry,+ ka hotrotroiny eo an-tratrany ireny.+ Ary hotarihiny amim-pitandremana ireo mampinono.+