FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Filipianina 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Faly koa aho satria ny andrasako fatratra+ sy antenaiko,+ dia ny mba tsy hisy hahamenatra+ ahy, fa mba ho amin’ny fahasahiana+ tanteraka, toy ny hatramin’izay ihany, no hankalazana an’i Kristy ankehitriny amin’ny alalako,+ na ho velona aho na ho faty.+

  • 2 Timoty 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Izany indrindra koa no iaretako+ ireny zavatra ireny. Tsy menatra+ anefa aho. Fantatro mantsy ilay inoako, ary matoky aho fa vitany ny miaro+ an’izay nankiniko taminy mandra-pahatongan’izany andro izany.+

  • Hebreo 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Sady mihazakazaka isika no mibanjina tsara an’ilay Mpitarika Lehibe Indrindra+ sy Mpandavorary ny finoantsika,+ dia i Jesosy. Fa niaritra+ hazo fijaliana izy noho ilay fifaliana natao teo anoloany, ka tsy nitandro henatra, ary nipetraka teo ankavanan’ny seza fiandrianan’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara