Salamo 69:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Toy ny olona tsy fantatry ny rahalahiko aho,+Ary toy ny vahiny tamin’ny zanaky ny reniko.+ Isaia 53:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+ ary lehilahy nahalala fanaintainana sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina.+ Nihodina izahay mba tsy hijery ny endriny.+ Natao tsinontsinona izy, ary nohamavoinay.+ Lioka 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa nijery azy ireo i Jesosy, ka nanao hoe: “Koa inona àry no dikan’ilay voasoratra hoe: ‘Ny vato nolavin’ny mpanao trano+ no tonga vato fehizoro lehibe indrindra’?*+ Asan’ny Apostoly 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izy ‘ilay vato nohamavoinareo mpanao trano, nefa tonga vato fehizoro.’+
3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+ ary lehilahy nahalala fanaintainana sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina.+ Nihodina izahay mba tsy hijery ny endriny.+ Natao tsinontsinona izy, ary nohamavoinay.+
17 Fa nijery azy ireo i Jesosy, ka nanao hoe: “Koa inona àry no dikan’ilay voasoratra hoe: ‘Ny vato nolavin’ny mpanao trano+ no tonga vato fehizoro lehibe indrindra’?*+