10 “Ny isan’ny zanak’Israely dia ho toy ny fasika any an-dranomasina, izay tsy voafatra na voaisa.+ Ary any amin’izay nilazana tamin’izy ireo hoe: ‘Tsy oloko ianareo’,+ no hiantsoana azy ireo hoe: ‘Zanak’ilay Andriamanitra velona.’+
14 Efa notantarain’i Simeona*+ tamin’ny an-tsipiriany ny nanombohan’Andriamanitra nihevitra ny hafa firenena mba hangalany olona avy amin’ireo mba hitondra ny anarany.+