Kolosianina 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary rehefa haseho i Kristy izay fiainantsika,+ amin’izay vao haseho+ miaraka aminy amim-boninahitra+ koa ianareo. 1 Timoty 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 mba hitandrina ny didy, ary hanao izany tsy misy tomika sy tsy misy hokianina, mandra-pisehon’i+ Jesosy Kristy Tompontsika.
4 Ary rehefa haseho i Kristy izay fiainantsika,+ amin’izay vao haseho+ miaraka aminy amim-boninahitra+ koa ianareo.
14 mba hitandrina ny didy, ary hanao izany tsy misy tomika sy tsy misy hokianina, mandra-pisehon’i+ Jesosy Kristy Tompontsika.