FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Petera 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny voa+ mety lo,+ fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay+ Andriamanitra velona sady maharitra.+

  • 1 Jaona 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ry malala, aoka isika hifankatia foana,+ satria avy amin’Andriamanitra ny fitiavana,+ ary izay rehetra tia dia naterak’Andriamanitra,+ sady efa mahalala an’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara