FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Jaona 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izay rehetra tafaray+ foana aminy dia tsy zatra manota.+ Izay zatra manota dia sady tsy nahita azy no mbola tsy mahalala azy.+

  • 1 Jaona 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ satria mitoetra ao amin’ny olona toy izany ny voa* avy amin’Andriamanitra. Tsy ho zatra manota àry izy, satria naterak’Andriamanitra.+

  • 1 Jaona 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ny tenantsika mihitsy no efa mahalala sy mino ny fitiavan’Andriamanitra+ antsika.

      Andriamanitra dia fitiavana.+ Koa izay mitoetra amin’ny fitiavana+ no tafaray foana amin’Andriamanitra, ary Andriamanitra koa tafaray+ foana aminy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara