Romanina 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa aza mamela ny ota hanjaka+ foana eo amin’ny vatanareo mety maty, mba tsy hanarahanareo ny filan’ny vatanareo.+ 1 Petera 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa satria nijaly tao amin’ny nofo i Kristy,+ dia ataovy koa izay hanananareo toe-tsaina toy izany.+ Efa nitsahatra tamin’ny ota+ mantsy ny olona nijaly tao amin’ny nofo,
12 Koa aza mamela ny ota hanjaka+ foana eo amin’ny vatanareo mety maty, mba tsy hanarahanareo ny filan’ny vatanareo.+
4 Koa satria nijaly tao amin’ny nofo i Kristy,+ dia ataovy koa izay hanananareo toe-tsaina toy izany.+ Efa nitsahatra tamin’ny ota+ mantsy ny olona nijaly tao amin’ny nofo,