Romanina 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy izany koa ianareo: Hevero ho efa maty tokoa ny tenanareo+ raha ny amin’ny ota, fa velona+ ho an’Andriamanitra kosa, noho i Kristy Jesosy. 1 Jaona 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay rehetra tafaray+ foana aminy dia tsy zatra manota.+ Izay zatra manota dia sady tsy nahita azy no mbola tsy mahalala azy.+
11 Toy izany koa ianareo: Hevero ho efa maty tokoa ny tenanareo+ raha ny amin’ny ota, fa velona+ ho an’Andriamanitra kosa, noho i Kristy Jesosy.
6 Izay rehetra tafaray+ foana aminy dia tsy zatra manota.+ Izay zatra manota dia sady tsy nahita azy no mbola tsy mahalala azy.+