1 Jaona 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa ianareo kosa, aoka hitoetra ao am-ponareo izay efa renareo hatramin’ny voalohany.+ Ho tafaray+ foana amin’ny Zanaka sy amin’ny Ray+ mantsy ianareo, raha mitoetra ao am-ponareo ny zavatra efa renareo hatrany am-piandohana.
24 Fa ianareo kosa, aoka hitoetra ao am-ponareo izay efa renareo hatramin’ny voalohany.+ Ho tafaray+ foana amin’ny Zanaka sy amin’ny Ray+ mantsy ianareo, raha mitoetra ao am-ponareo ny zavatra efa renareo hatrany am-piandohana.