Matio 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Raha vao vita batisa i Jesosy, dia niakatra avy tao amin’ny rano. Ary nisokatra ny lanitra,+ ka hitan’i Jaona ny fanahin’Andriamanitra,+ nidina toy ny voromailala+ nankeo ambonin’i Jesosy. Jaona 1:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Izaho aza tsy nahalala azy akory, fa Ilay naniraka ahy+ hanao batisa amin’ny rano mihitsy no nilaza tamiko hoe: ‘Izay olona hitanao idinan’ny fanahy sy itoerany, dia izy ilay manao batisa amin’ny fanahy masina.’+
16 Raha vao vita batisa i Jesosy, dia niakatra avy tao amin’ny rano. Ary nisokatra ny lanitra,+ ka hitan’i Jaona ny fanahin’Andriamanitra,+ nidina toy ny voromailala+ nankeo ambonin’i Jesosy.
33 Izaho aza tsy nahalala azy akory, fa Ilay naniraka ahy+ hanao batisa amin’ny rano mihitsy no nilaza tamiko hoe: ‘Izay olona hitanao idinan’ny fanahy sy itoerany, dia izy ilay manao batisa amin’ny fanahy masina.’+