Marka 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nisy feo avy any an-danitra nanao hoe: “Ianao no Zanako malalako, ianao no sitrako.”+ Lioka 9:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nisy feo+ avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako, ilay nofidiko.+ Henoy izy.”+ Jaona 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ray ô, omeo voninahitra ny anaranao.” Dia nisy feo+ avy any an-danitra nanao hoe: “Efa nanome voninahitra azy aho, ary mbola hanome voninahitra azy indray.”+
28 Ray ô, omeo voninahitra ny anaranao.” Dia nisy feo+ avy any an-danitra nanao hoe: “Efa nanome voninahitra azy aho, ary mbola hanome voninahitra azy indray.”+