Jaona 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa modely no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.+ 1 Petera 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ho amin’izany lalana izany tokoa mantsy no niantsoana anareo, satria na i Kristy aza nijaly ho anareo,+ ka nanome modely ho anareo mba hanarahanareo akaiky ny diany.+
21 Ho amin’izany lalana izany tokoa mantsy no niantsoana anareo, satria na i Kristy aza nijaly ho anareo,+ ka nanome modely ho anareo mba hanarahanareo akaiky ny diany.+