1 Jaona 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Manoratra aminareo izahay momba ilay tenin’ny fiainana,+ izay efa nisy hatrany am-piandohana,+ sy efa renay,+ sy hitan’ny masonay,+ ary nojerenay+ tsara sy notsapain’ny tananay,+ 2 Jaona 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa manoratra aminao àry aho, ravehivavy, ka mangataka aminao mba hanarahanao ilay didy momba ny tokony hifankatiavantsika.+ Tsy didy vaovao+ izy io, fa didy efa ananantsika hatrany am-piandohana.+
1 Manoratra aminareo izahay momba ilay tenin’ny fiainana,+ izay efa nisy hatrany am-piandohana,+ sy efa renay,+ sy hitan’ny masonay,+ ary nojerenay+ tsara sy notsapain’ny tananay,+
5 Koa manoratra aminao àry aho, ravehivavy, ka mangataka aminao mba hanarahanao ilay didy momba ny tokony hifankatiavantsika.+ Tsy didy vaovao+ izy io, fa didy efa ananantsika hatrany am-piandohana.+