31 Aoka hesorina tsy ho eo aminareo ny lolompo+ rehetra, ny fahatezerana rehetra, ny fahavinirana rehetra, ny filelalelana rehetra ary ny fanevatevana+ rehetra, mbamin’ny faharatsiana+ rehetra.
3 Isika koa aza fahiny mba tsy nisaina sy tsy nankatò sy voafitaka sady nandevozin’ny fanirian-dratsy sy ny fahafinaretana maro samihafa, ary nanao ratsy foana sy nialona sy naharikoriko ary nifankahala.+