9 Izany no mahatonga ny rariny ho lavitra anay, sy ny fahamarinana tsy hahatratra anay. Manantena hazavana foana izahay kanjo haizina no hitanay, ary manantena famirapiratana kanjo mbola ao anatin’ny haizim-pito ihany izahay no mandeha.+
2 Ary raha manana ny fahaiza-maminany+ aho sady mahafantatra ny zava-miafina masina+ rehetra sy ny fahalalana+ rehetra, ary manana ny finoana rehetra ka mahafindra tendrombohitra,+ nefa tsy manam-pitiavana, dia tsinontsinona+ aho.