9 Raha misy kosa tsy manana ireo toetra ireo, dia jamba izy ka manakimpy ny masony tsy hahita ny mazava,+ sady nanadino+ fa efa nodiovina+ ho afaka tamin’ny fahotany fahiny izy.
20 Raha misy manao hoe: “Tia an’Andriamanitra aho”, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga+ izy. Fa izay tsy tia ny rahalahiny+ izay hitany, dia tsy afaka ny ho tia an’Andriamanitra izay tsy hitany.+