20 Lozan’izay milaza ny tsara hoe ratsy sy milaza ny ratsy hoe tsara!+ Lozan’izay manolo ny maizina amin’ny mazava sy manolo ny mazava amin’ny maizina! Lozan’izay manolo ny mangidy amin’ny mamy sy manolo ny mamy amin’ny mangidy!+
35 Ary hoy i Jesosy: “Kely sisa no itoeran’ny mazava eo aminareo. Mandehana dieny mbola eo aminareo ny mazava, mba tsy ho resin’ny haizina+ ianareo. Ary izay mandeha ao amin’ny haizina dia tsy mahalala izay alehany.+
11 Fa izay mankahala ny rahalahiny kosa, dia ao amin’ny haizina sady mandeha ao amin’ny haizina+ ka tsy fantany izay alehany,+ satria nohajambain’ny haizina ny masony.