Lioka 24:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 ary amin’ny anarany no hitoriana any amin’ny firenena rehetra+ ny fibebahana hahazoana famelan-keloka.+ Manomboka eto Jerosalema,+ Asan’ny Apostoly 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tsy misy olon-kafa hahazoana famonjena, satria tsy misy anarana hafa+ ambanin’ny lanitra nomena ny olona hahazoantsika famonjena.”+ Asan’ny Apostoly 10:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Izy no nambaran’ny mpaminany rehetra+ hoe izay mino azy dia mahazo famelan-keloka amin’ny anarany.”+
47 ary amin’ny anarany no hitoriana any amin’ny firenena rehetra+ ny fibebahana hahazoana famelan-keloka.+ Manomboka eto Jerosalema,+
12 Ary tsy misy olon-kafa hahazoana famonjena, satria tsy misy anarana hafa+ ambanin’ny lanitra nomena ny olona hahazoantsika famonjena.”+
43 Izy no nambaran’ny mpaminany rehetra+ hoe izay mino azy dia mahazo famelan-keloka amin’ny anarany.”+