3 Koa mba hahazoan’izy ireo fiainana mandrakizay,+ dia ilainy ny mianatra hahalala+ anao, ilay hany tena Andriamanitra,+ sy Jesosy Kristy, ilay nirahinao.+
2 —efa naseho+ tokoa mantsy ny fiainana. Efa hitanay ny fiainana mandrakizay,+ ka ambaranay+ sy lazainay aminareo ny momba azy io. Avy tamin’ny Ray ny fiainana mandrakizay, ary efa naseho anay—