Matio 10:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Izay mandray mpaminany satria mpaminany ilay raisiny, dia hahazo ny valisoan’ny mpaminany.+ Izay mandray olo-marina satria olo-marina ilay raisiny, dia hahazo ny valisoan’ny olo-marina.+ Matio 25:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Fa noana aho dia nomenareo hanina.+ Nangetaheta aho dia nomenareo hosotroina. Nivahiny aho dia nampiantranoinareo.+ Asan’ny Apostoly 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ary nampiantrano azy i Jasona. Manohitra ny didin’i+ Kaisara izy rehetra ireo, ka milaza fa misy mpanjaka+ hafa, dia i Jesosy.” Filemona 22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ankoatra izany, dia anomano efitrano+ koa aho, satria manantena aho fa hafahana+ ho anareo, noho ny vavaka+ ataonareo. 1 Petera 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka ianareo ho tia mandray vahiny ka hifaneho izany toetra izany, tsy misy fimenomenonana.+
41 Izay mandray mpaminany satria mpaminany ilay raisiny, dia hahazo ny valisoan’ny mpaminany.+ Izay mandray olo-marina satria olo-marina ilay raisiny, dia hahazo ny valisoan’ny olo-marina.+
35 Fa noana aho dia nomenareo hanina.+ Nangetaheta aho dia nomenareo hosotroina. Nivahiny aho dia nampiantranoinareo.+
7 ary nampiantrano azy i Jasona. Manohitra ny didin’i+ Kaisara izy rehetra ireo, ka milaza fa misy mpanjaka+ hafa, dia i Jesosy.”
22 Ankoatra izany, dia anomano efitrano+ koa aho, satria manantena aho fa hafahana+ ho anareo, noho ny vavaka+ ataonareo.