Matio 20:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 ary na iza na iza te ho voalohany aminareo dia tsy maintsy manompo anareo.+ Asan’ny Apostoly 20:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary avy aminareo ihany no hipoiran’ny olona manolana hevi-teny+ mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+ Filipianina 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manao na inona na inona noho ny fitia te hifanditra+ na noho ny fireharehana,+ fa amim-panetren-tena kosa dia aoka samy hanao ny hafa ho ambony+ noho ny tenany.
30 Ary avy aminareo ihany no hipoiran’ny olona manolana hevi-teny+ mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+
3 Aza manao na inona na inona noho ny fitia te hifanditra+ na noho ny fireharehana,+ fa amim-panetren-tena kosa dia aoka samy hanao ny hafa ho ambony+ noho ny tenany.