FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aoka ianareo hifaneho firaiketam-po lalina raha ny amin’ny fitiavan-drahalahy.+ Aoka ianareo ho loha laharana raha ny amin’ny fifanomezam-boninahitra.+

  • Hebreo 13:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsarovy ireo mitarika eo aminareo,+ dia ireo nilaza ny tenin’Andriamanitra taminareo. Ary rehefa mandinika ny soa entin’ny fitondran-tenany ianareo, dia tahafo+ ny finoany.+

  • Hebreo 13:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Aoka ianareo hankatò sy hanaiky+ an’ireo mitarika eo aminareo,+ fa izy ireny miaro anareo hatrany toy ny olona mbola hatao ampamoaka,+ mba hanaovany izany amim-pifaliana fa tsy amim-pisentoana, fa tsy hahasoa anareo izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara