2 Jaona 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Manan-javatra maro tiako hosoratana aminareo aho. Tsy te hanao izany an-taratasy sy amin’ny ranomainty anefa aho,+ fa manantena ny ho tonga any aminareo sy hiresaka mifanatrika aminareo,+ mba ho feno+ ny fifalianareo.+
12 Manan-javatra maro tiako hosoratana aminareo aho. Tsy te hanao izany an-taratasy sy amin’ny ranomainty anefa aho,+ fa manantena ny ho tonga any aminareo sy hiresaka mifanatrika aminareo,+ mba ho feno+ ny fifalianareo.+