5 “‘Koa tsarovy izay nisy anao fony ianao mbola tsy lavo, dia mibebaha+ ka ataovy izay nataonao taloha. Fa raha tsy izany, dia ho avy aminao aho+ ka hanaisotra ny fitoeran-jironao+ hiala amin’ny toerany, raha tsy hoe mibebaka angaha ianao.
3 Koa tadidio tsara foana izay efa noraisinao+ sy efa renao, ary tano hatrany izany,+ ka mibebaha.+ Fa raha tsy mifoha+ ianao, dia ho avy toy ny mpangalatra aho,+ ary tsy ho fantatrao mihitsy izay ora hahatongavako eo aminao.+