FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 17:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa halemin’ny tahotra+ na dia ny olona mahery fo, izay manana fo toy ny fon’ny liona+ aza. Fantatry ny Israely rehetra mantsy fa lehilahy mahery+ ny rainao, ary toy izany koa ireo lehilahy mahery fo miaraka aminy.+

  • Ohabolana 28:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Mandositra ny ratsy fanahy na dia tsy misy manenjika aza,+ fa ny marina kosa feno toky toy ny liona+ tanora.

  • Isaia 31:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa izao no nolazain’i Jehovah tamiko: “Mierona ny liona, eny, mierona ny liona tanora+ eo amin’ny remby azony, na tafangona daholo aza ny mpiandry ondry nantsoina hamely azy. Tsy ho raiki-tahotra izy na dia miantsoantso aza izy ireo, ary tsy hanaiky ho resy izy na dia mitabataba aza ireo. Dia ho toy izany koa i Jehovah Tompon’ny tafika rehefa hidina hiady, noho ny amin’ny Tendrombohitra Ziona sy ny havoanany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara