Isaia 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nanao antso nifamalivaly izy ireo hoe: “Masina, masina, masina i Jehovah Tompon’ny tafika!+ Ahitana taratry ny voninahiny ny zava-drehetra mameno ny tany.” Lioka 1:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 satria nanao asa lehibe ho ahy Ilay mahery, ary masina ny anarany.+
3 Ary nanao antso nifamalivaly izy ireo hoe: “Masina, masina, masina i Jehovah Tompon’ny tafika!+ Ahitana taratry ny voninahiny ny zava-drehetra mameno ny tany.”