FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 71:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Avo dia avo ny fahamarinanao, Andriamanitra ô!+

      Lehibe ny zava-bitanao,+

      Ka iza no tahaka anao, Andriamanitra ô?+

  • Salamo 111:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Nanavotra ny olony izy,+

      צ [Tsade]

      Ary nandidy mba haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ilay fifanekena nataony.+

      ק [Kôfa]

      Masina sy mendrika hatahorana ny anarany.+

  • Isaia 57:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa izao no nolazain’ilay Avo, eny, Ilay Misandratra,+ izay mitoetra mandrakizay+ ary masina ny anarany:+ “Any amin’ny avo sy any amin’ny toerana masina aho no mitoetra,+ ary koa eo amin’ireo torotoro fo sy manetry tena,+ mba hamelombelona ny sain’ireo* manetry tena sy ny fon’ireo torotoro fo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara