Eksodosy 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tamin-katsaram-panahy no nitondranao ny vahoaka navotanao.+Ary amin’ny herinao no hitarihanao azy ho any amin’ny fonenanao masina.+ Deoteronomia 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsarovy koa fa andevo tany Ejipta ianao, ary nanavotra anao i Jehovah Andriamanitrao.+ Izany no antony andidiako anao anio mba hanao izany. Salamo 130:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka hiandry foana an’i Jehovah ny Israely.+Fa ao amin’i Jehovah ny hatsaram-panahy feno fitiavana,+Ary fanavotana miezinezina no ataony.+ Matio 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hiteraka zazalahy izy, ary ataovy hoe Jesosy* ny anarany,+ fa izy no hamonjy+ ny fireneny+ ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo.”+ Lioka 1:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 “Hisaorana anie i Jehovah, Andriamanitry ny Israely,+ satria nitsinjo sy nanafaka+ ny vahoakany+ izy! Apokalypsy 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niantsoantso mafy tsy an-kijanona izy ireo, nanao hoe: “Ny famonjena dia azontsika avy amin’Andriamanitsika,+ izay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana,+ sy avy amin’ny Zanak’ondry.”+
13 Tamin-katsaram-panahy no nitondranao ny vahoaka navotanao.+Ary amin’ny herinao no hitarihanao azy ho any amin’ny fonenanao masina.+
15 Tsarovy koa fa andevo tany Ejipta ianao, ary nanavotra anao i Jehovah Andriamanitrao.+ Izany no antony andidiako anao anio mba hanao izany.
7 Aoka hiandry foana an’i Jehovah ny Israely.+Fa ao amin’i Jehovah ny hatsaram-panahy feno fitiavana,+Ary fanavotana miezinezina no ataony.+
21 Hiteraka zazalahy izy, ary ataovy hoe Jesosy* ny anarany,+ fa izy no hamonjy+ ny fireneny+ ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo.”+
68 “Hisaorana anie i Jehovah, Andriamanitry ny Israely,+ satria nitsinjo sy nanafaka+ ny vahoakany+ izy!
10 Niantsoantso mafy tsy an-kijanona izy ireo, nanao hoe: “Ny famonjena dia azontsika avy amin’Andriamanitsika,+ izay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana,+ sy avy amin’ny Zanak’ondry.”+