Eksodosy 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izaho no Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny trano fanandevozana.+ Deoteronomia 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsarovy fa andevo tany Ejipta ianao,+ ka tanana mahery sy sandry nahinjitra+ no nitondran’i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany. Izany no antony nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina foana ny andro sabata.+ Matio 18:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy mba tokony hamindra fo+ amin’ny mpanompo namanao koa ve ianao, toy ny namindrako fo+ taminao?’
2 “Izaho no Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny trano fanandevozana.+
15 Tsarovy fa andevo tany Ejipta ianao,+ ka tanana mahery sy sandry nahinjitra+ no nitondran’i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany. Izany no antony nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina foana ny andro sabata.+
33 Tsy mba tokony hamindra fo+ amin’ny mpanompo namanao koa ve ianao, toy ny namindrako fo+ taminao?’