Salamo 111:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanavotra ny olony izy,+ צ [Tsade]Ary nandidy mba haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ilay fifanekena nataony.+ ק [Kôfa]Masina sy mendrika hatahorana ny anarany.+ Lioka 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary raiki-tahotra+ ny rehetra ka nanome voninahitra an’Andriamanitra nanao hoe: “Mpaminany+ lehibe no efa mitsangana eto amintsika”, sy hoe: “Mitsinjo ny vahoakany Andriamanitra.”+
9 Nanavotra ny olony izy,+ צ [Tsade]Ary nandidy mba haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ilay fifanekena nataony.+ ק [Kôfa]Masina sy mendrika hatahorana ny anarany.+
16 Ary raiki-tahotra+ ny rehetra ka nanome voninahitra an’Andriamanitra nanao hoe: “Mpaminany+ lehibe no efa mitsangana eto amintsika”, sy hoe: “Mitsinjo ny vahoakany Andriamanitra.”+