Isaia 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nanidina nankeo amiko ny iray tamin’ireo serafima. Teny an-tanany dia nisy vainafo+ nalainy teo amin’ny alitara,+ tamin’ny alalan’ny tandra.
6 Ary nanidina nankeo amiko ny iray tamin’ireo serafima. Teny an-tanany dia nisy vainafo+ nalainy teo amin’ny alitara,+ tamin’ny alalan’ny tandra.