2 Dia hoy izy tamin’ilay lehilahy nanao akanjo rongony:+ “Midira eo anelanelan’ireo kodiarana mihodinkodina,+ eo ambanin’ireo kerobima, ary fenoy vainafo+ avy eo anelanelan’ireo kerobima ny felatananao roa ka atsipazo ao an-tanàna.”+ Koa niditra teo imasoko izy.