2 Mpanjaka 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nodoran’i Nebozaradana ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranon’ny mpanjaka+ ary ny trano rehetra tao Jerosalema.+ Nodorany koa ny tranon’ny olona ambony rehetra.+ Salamo 120:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Zana-tsipìka maranitra alefan’ny lehilahy mahery+Sy vainafon’anjavidy.+ Salamo 140:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Enga anie ka hisy vainafo hiraraka eo an-dohany!+Aoka izy ireo halatsaka ao anaty afo,+ ao anaty lavaka fanangonan-drano, mba tsy ho tafakatra intsony!+ Apokalypsy 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Noraisin’ilay anjely avy hatrany anefa ilay fitaovana fandoroana emboka manitra, ka nofenoiny afo+ avy teo amin’ny alitara. Ary natsipiny mafy tamin’ny tany ilay afo,+ dia nisy kotroka+ sy feo sy tselatra+ ary horohoron-tany.+
9 Dia nodoran’i Nebozaradana ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranon’ny mpanjaka+ ary ny trano rehetra tao Jerosalema.+ Nodorany koa ny tranon’ny olona ambony rehetra.+
10 Enga anie ka hisy vainafo hiraraka eo an-dohany!+Aoka izy ireo halatsaka ao anaty afo,+ ao anaty lavaka fanangonan-drano, mba tsy ho tafakatra intsony!+
5 Noraisin’ilay anjely avy hatrany anefa ilay fitaovana fandoroana emboka manitra, ka nofenoiny afo+ avy teo amin’ny alitara. Ary natsipiny mafy tamin’ny tany ilay afo,+ dia nisy kotroka+ sy feo sy tselatra+ ary horohoron-tany.+