Apokalypsy 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ireo valala dia tsy navela hahafaty azy ireny, fa ny hampijaly+ azy dimy volana kosa. Ary ny fampijaliana azy dia toy ny fampijalian’ny maingoka+ rehefa mamely olona.
5 Ary ireo valala dia tsy navela hahafaty azy ireny, fa ny hampijaly+ azy dimy volana kosa. Ary ny fampijaliana azy dia toy ny fampijalian’ny maingoka+ rehefa mamely olona.