Apokalypsy 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanan-drambo sy fanindronana toy ny maingoka+ koa izy ireo, ary tao amin’ny rambony no nisy ny fahefany hampanaintaina ny olona nandritra ny dimy volana.
10 Nanan-drambo sy fanindronana toy ny maingoka+ koa izy ireo, ary tao amin’ny rambony no nisy ny fahefany hampanaintaina ny olona nandritra ny dimy volana.