Daniela 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Mbola nijery ihany aho ka izao no fahitana hitako tamin’ny alina: Teny amin’ny rahon’ny+ lanitra, dia nisy toy ny zanak’olona+ nihananatona. Ary nahazo alalana hankeo amin’Ilay Efa Nisy Hatry ny Ela Be+ izy, ka nentina ho eo anatrehany.+ Apokalypsy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ho avy izy, eny amin’ny rahona.+ Ary hahita azy ny maso+ rehetra sy ireo nandefona azy.+ Ary hikapo-tratra noho ny alahelo ireo foko rehetra eto an-tany noho ny aminy.+ Eny, Amena.
13 “Mbola nijery ihany aho ka izao no fahitana hitako tamin’ny alina: Teny amin’ny rahon’ny+ lanitra, dia nisy toy ny zanak’olona+ nihananatona. Ary nahazo alalana hankeo amin’Ilay Efa Nisy Hatry ny Ela Be+ izy, ka nentina ho eo anatrehany.+
7 Ho avy izy, eny amin’ny rahona.+ Ary hahita azy ny maso+ rehetra sy ireo nandefona azy.+ Ary hikapo-tratra noho ny alahelo ireo foko rehetra eto an-tany noho ny aminy.+ Eny, Amena.