Apokalypsy 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary rehefa niteny ny kotroka fito, dia saika hanoratra aho, kanjo nahare feo avy any an-danitra+ nanao hoe: “Asio tombo-kase ny zavatra+ nolazain’ny kotroka fito, fa aza soratana.”
4 Ary rehefa niteny ny kotroka fito, dia saika hanoratra aho, kanjo nahare feo avy any an-danitra+ nanao hoe: “Asio tombo-kase ny zavatra+ nolazain’ny kotroka fito, fa aza soratana.”