Apokalypsy 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Niteny tamiko indray ilay feo+ reko avy any an-danitra, nanao hoe: “Andeha raiso ilay horonam-boky mivelatra eny an-tanan’ilay anjely mijoro eo ambonin’ny ranomasina sy eo amin’ny tany.”+
8 Niteny tamiko indray ilay feo+ reko avy any an-danitra, nanao hoe: “Andeha raiso ilay horonam-boky mivelatra eny an-tanan’ilay anjely mijoro eo ambonin’ny ranomasina sy eo amin’ny tany.”+