Apokalypsy 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nitsoka ny trompetrany ny voalohany, dia nisy havandra sy afo+ izay samy niharo ra, ary natsipy mafy tamin’ny tany ilay afo. Ary may+ ny ampahatelon’ny tany, ary may ny ampahatelon’ny hazo, ary may avokoa ny ahi-maitso+ rehetra.
7 Ary nitsoka ny trompetrany ny voalohany, dia nisy havandra sy afo+ izay samy niharo ra, ary natsipy mafy tamin’ny tany ilay afo. Ary may+ ny ampahatelon’ny tany, ary may ny ampahatelon’ny hazo, ary may avokoa ny ahi-maitso+ rehetra.