Daniela 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary ny tandroka folo dia mpanjaka folo izay hipoitra avy amin’io fanjakana io.+ Ary hisy mpanjaka iray hafa koa hipoitra aorian’izy ireo. Ho hafa noho ireo voalohany izy,+ ary hampietry mpanjaka telo.+ Apokalypsy 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Tsy inona ny tandroka folo efa hitanao fa mpanjaka folo,+ izay mbola tsy nahazo fanjakana, nefa mahazo fahefana hanjaka adiny iray miaraka amin’ilay bibidia izy ireo.
24 Ary ny tandroka folo dia mpanjaka folo izay hipoitra avy amin’io fanjakana io.+ Ary hisy mpanjaka iray hafa koa hipoitra aorian’izy ireo. Ho hafa noho ireo voalohany izy,+ ary hampietry mpanjaka telo.+
12 “Tsy inona ny tandroka folo efa hitanao fa mpanjaka folo,+ izay mbola tsy nahazo fanjakana, nefa mahazo fahefana hanjaka adiny iray miaraka amin’ilay bibidia izy ireo.