Joba 37:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Vesarany hamandoana ny rahona;Aparitany eny amin’ny rahona ny tselatra;+ Salamo 97:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manazava an’izao tontolo izao ny tselatra nalefany;Mahita an’izany ny tany ka mihovotrovotra.+
11 Vesarany hamandoana ny rahona;Aparitany eny amin’ny rahona ny tselatra;+ Salamo 97:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manazava an’izao tontolo izao ny tselatra nalefany;Mahita an’izany ny tany ka mihovotrovotra.+