Ohabolana 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Maro ny zavatra kasain’ny olona hatao,Fa ny fikasan’i* Jehovah ihany no ho tanteraka.+ Isaia 46:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Efa nolazaiko hatramin’ny voalohany ny zavatra hitranga amin’ny farany,Ary efa nolazaiko hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao.+ Hoy aho: ‘Tsy hiova ny fanapahan-kevitro,*+Ary hataoko ny sitrapoko rehetra.’+
10 Efa nolazaiko hatramin’ny voalohany ny zavatra hitranga amin’ny farany,Ary efa nolazaiko hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao.+ Hoy aho: ‘Tsy hiova ny fanapahan-kevitro,*+Ary hataoko ny sitrapoko rehetra.’+