FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 135:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ataon’i Jehovah daholo izay tiany,+

      Na any an-danitra na etỳ an-tany, na any an-dranomasina na any amin’ny rano lalina rehetra.

  • Isaia 55:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa toy ny orana sy ny lanezy milatsaka avy any an-danitra,

      Ka tsy miverina any raha tsy efa mahavonto ny tany, sy mahatonga ny zavamaniry hitsiry sy hamokatra,

      Ary manome masomboly ho an’ny mpamafy sy sakafo ho an’ny mpihinana,

      11 Dia ho toy izany ny teny lazaiko.+

      Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+

      Fa tsy maintsy hanatanteraka an’izay mahafinaritra ahy,*+

      Ary tsy maintsy ho vitany izay rehetra anirahako azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara