Salamo 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+ Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+ Ny masony mijery, ny masony mandinika ny zanak’olombelona.+ Salamo 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah anefa mitazana ny zanak’olombelona avy any an-danitra,Mba hahitana raha misy olona lalin-tsaina ka mitady an’i Jehovah.+ Ohabolana 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mijery eny rehetra eny ny mason’i Jehovah,Ka dinihiny daholo na ny ratsy toetra na ny tsara toetra.+ Hebreo 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+
4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+ Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+ Ny masony mijery, ny masony mandinika ny zanak’olombelona.+
2 I Jehovah anefa mitazana ny zanak’olombelona avy any an-danitra,Mba hahitana raha misy olona lalin-tsaina ka mitady an’i Jehovah.+
3 Mijery eny rehetra eny ny mason’i Jehovah,Ka dinihiny daholo na ny ratsy toetra na ny tsara toetra.+
13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+