4-F
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany: Fanompoana lehibe nataon’i Jesosy tany Galilia sy tany Jodia (Fizarana 3)
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
|---|---|---|---|---|---|---|
Taorian’ny Paska 32 |
Ranomasin’i Galilia; Betsaida |
Teny ambony sambo, nampitandrina momba ny lalivain’ny Fariseo; nanasitrana jamba |
||||
Faritr’i Kaisaria-Filipo |
Lakilen’ilay Fanjakana; nilaza ny hahafatesany sy ny hitsanganany |
|||||
Angamba T. Hermona |
Fiovan-tarehy; niteny i Jehovah |
|||||
Faritr’i Kaisaria-Filipo |
Nanasitrana zazalahy nisy demonia |
|||||
Galilia |
Nilaza indray ny hahafatesany |
|||||
Kapernaomy |
Nandoa hetra, vola tao anaty trondro |
|||||
Ny lehibe indrindra ao amin’ny Fanjakana; fanoharana: Ondry very sy famelan-keloka |
||||||
Galilia-Samaria |
Ho any Jerosalema, niteny hoe avela ny zava-drehetra noho ilay Fanjakana |
Fanompoan’i Jesosy faramparany tany Jodia
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
|---|---|---|---|---|---|---|
Fetin’ny Tranolay (na Trano Rantsankazo), 32 |
Jerosalema |
Nampianatra tamin’ny fety; miaramila nirahina hisambotra azy |
||||
“Izaho no fahazavan’izao tontolo izao”; nanasitrana jamba |
||||||
Angamba tany Jodia |
Naniraka 70 lahy; faly rehefa niverina |
|||||
Jodia; Betania |
Ilay Samaritanina tsara fanahy; tao an-tranon’i Maria sy Marta |
|||||
Angamba tany Jodia |
Nampianatra hivavaka indray; namana nangataka hatrany |
|||||
Namoaka demonia; famantaran’i Jona ihany |
||||||
Niara-nisakafo tamin’ny Fariseo; nomelohiny ireo mpihatsaravelatsihy |
||||||
Mpanankarena tsy misaina sy ilay mpanompo mendri-pitokisana |
||||||
Nanasitrana vehivavy nanjoko, tamin’ny Sabata; fanoharana: Voan-tsinapy sy lalivay |
||||||
Fetin’ny Fitokanana, 32 |
Jerosalema |
Fanoharana: Mpiandry tsara sy valan’ondry; saika hitora-bato azy ny Jiosy; nankany Betania ampitan’i Jordana |