FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • sgd p. 64
  • 19 Ny Kalandrie Hebreo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 19 Ny Kalandrie Hebreo
  • Tari-dalana Hianarana ny Tenin’Andriamanitra
Tari-dalana Hianarana ny Tenin’Andriamanitra
sgd p. 64

19

Ny Kalandrie Hebreo

Endrika Sary

NISANA (ABIBA) Martsa​—Aprily

14: Paska

15-21: Mofo Tsy Misy Lalivay

16: Fanatitra voaloham-bokatra

Avy ny orana, miempo ny lanezy, tondraka ny Reniranon’i Jordana

Orza

IARA (ZIVA) Aprily​—Mey

14: Paska Faharoa

Manomboka ny main-tany, manga ny lanitra

Varimbazaha

SIVANA Mey​—Jona

6: Fetin’ireo Herinandro (Pentekosta)

Vanin-taona mafana, rivotra madio

Varimbazaha, aviavy voalohany

TAMOZA Jona​—Jolay

 

Mihamafana kokoa, be ando

Voaloboka voalohany

ABA Jolay​—Aogositra

 

Faran’izay mafana

Voankazon’ny vanin-taona mafana

ELOLA Aogositra​—Septambra

 

Mbola mafana

Antrendry, voaloboka, aviavy

TISRY (ETANIMA) Septambra​—Oktobra

1: Fitsofana trompetra

10: Andro Fandrakofam-pahotana

15-21: Fetin’ny Trano Rantsankazo

22: Fivoriambe manetriketrika

Mifarana ny hafanana, manomboka ny orana

Asa tany

HESVANA (BOLA) Oktobra​—Novambra

 

Orana madinika

Oliva

KISLEO Novambra​—Desambra

25: Fetin’ny Fitokanana

Mitohy ny orana, fanala, misy lanezy ny havoana

Mijanona ao am-pahitra ny biby

TEBETA Desambra​—Janoary

 

Mamirifiry, orana, mbola misy lanezy

Mitsiry ny zavamaniry

SEBATA Janoary​—Febroary

 

Mihena ny hatsiaka, mitohy ny orana

Mamelana ny amandie

ADARA Martsa​—Aprily

14, 15: Porima

Kotroka sy havandra matetika

Rongony

VEADARA Martsa

Volana faha-13, asisika impito ao anatin’ny 19 taona

   

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara