18-B
Ny Vola sy ny Lanjany
Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Hebreo
Gera (1⁄20 sekely) 0,57 g Gera 10 = beka 1 |
Beka 5,7 g Beka 2 = sekely 1 |
Pima 7,8 g Pima 1 = 2⁄3 sekely |
Vato mizana sekely Sekely 11,4 g Sekely 50 = farantsa 1 |
Farantsa 570 g Farantsa 60 = talenta 1 |
Talenta 34,2 kg |
Darìka (persianina, volamena) 8,4 g |
Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Grika
Leptona (jiosy, varahina na halimo) 1⁄2 kadrana |
Kadrana (romanina, varahina na halimo) Leptona 2 |
Asariona (romanina sy ny faritaniny, varahina na halimo) Kadrana 4 |
Denaria (romanina, volafotsy) Kadrana 64 3,85 g = Karama 1 Andro (12 ora) |
Drakma (grika, volafotsy) 3,4 g = Karama 1 Andro (12 ora) |
Didrakma (grika, volafotsy) Drakma 2 6,8 g = Karama 2 Andro |
Tetradrakma tany Antiokia Tetradrakma tany Tyro (Sekely volafotsy tany Tyro) Tetradrakma (grika, volafotsy; nantsoina koa hoe statera volafotsy) Drakma 4 13,6 g = Karama 4 Andro |
Farantsa Drakma 100 340 g = karama 100 andro eo ho eo |
Talenta Farantsa 60 20,4 kg = karama 20 taona eo ho eo |
Livatra (romanina) 327 g
|