FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jehovah-saloma”
  • Jehovah-saloma

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jehovah-saloma
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Gideona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • “Ny Sabatr’i Jehovah sy Gideona!”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
  • Ry Anti-panahy, Mianara avy Amin’i Gideona
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Jerobala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jehovah-saloma”

JEHOVAH-SALOMA

(Jehôvah-salôma) [I Jehovah dia Fiadanana].

Anaran’ilay alitara naorin’i Gideona tany Ofra tany andrefan’i Jordana. Nahita ny anjelin’i Jehovah i Gideona ka natahotra ny ho faty. Nomena toky anefa izy hoe: “Fiadanana anie ho anao! Aza matahotra fa tsy ho faty ianao.” Ho fankasitrahana dia nanorina alitara ho an’i Jehovah i Gideona, tsy hoe mba hanolorana fanatitra fa ho fahatsiarovana an’ilay zava-nitranga.​—Mpts 6:22-24.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara